Fri Oct 09 2020 15:20:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:20:21 -04:00
parent 776783fd9e
commit 4223019ca1
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fô zôvy tamin'iré anjely no nivolagnan'Andriamanitra tamin'ny fotoagna jiaby hoe: ''Mipitraha aké amin'ny tanagna ankavanako mandra-panaovako iré fahavalonà ho sezy ho an'ny tongotranà''? \v 14 Mô vô iré anjely jiaby tsy fanahy manompo, sy nalefa hiahy iré zay andova ny famonjegna?
\v 13 Fô zôvy tamin'iré anjely no nivolagnan'Andriamanitra tamin'ny fotoagna jiaby hoe: ''Mipitraha aké amin'ny tanagna ankavanako mandra-panaovako iré fahavalonà ho seza ho an'ny tongotranà''? \v 14 Mô vô iré anjely jiaby tsy fanahy manompo, sy nalefa hiahy iré zay andova ny famonjegna?

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Noho izégny atsika de tsy maintsy mitandrigna bebe kokoà amin'izay regnintsika, mbô tsy hagnara-drenirano Amin'izégny atsika.
\c 2 \v 1 Noho izégny atsika de tsy maintsy mitandrigna bebe kokoà amin'izay regnintsika, mbô tsy hagnara-drenirano amin'izégny atsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 Fô raha marigna ny hafatra zay novolagninatamin'ny alalan'iré anjely, ké ny fandikan-dalàgna jiaby ndraiky tsy fankatoavagna de mandray sazy ara-drariny, \v 3 de akôry ké no hafahantsika mandositra kôfa tsy miraharaha izégny famonjegna maventy zay nambaran'ny Tompo voalôhany sy namafisin'iré zay naregny izégny tamintsika. \v 4 Tamin'itô fotoagna itô foagna Andriamanitra de nagnamporofo izègny tamin'ny famantaragna, fahagagagna, ké asa mahery samihafa, ké tamin'ny fizaragna iré fagnomezam-pahasoavan'ny Fnahy Masina araka ny sitrapôny.
\v 2 Fô raha marigna ny hafatra zay novolagnina tamin'ny alalan'iré anjely, ké ny fandikan-dalàgna jiaby ndraiky tsy fankatoavagna de mandray sazy ara-drariny, \v 3 de akôry ké no hafahantsika mandositra kôfa tsy miraharaha izégny famonjegna maventy zay nambaran'ny Tompo voalôhany sy namafisin'iré zay naregny izégny tamintsika. \v 4 Tamin'itô fotoagna itô foagna Andriamanitra de nagnaporofo izègny tamin'ny famantaragna, fahagagagna, ké asa mahery samihafa, ké tamin'ny fizaragna iré fagnomezam-pahasoavan'ny Fagnahy Masigna araka ny sitrapôny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Fô tsy tamin'ny anjely no nampagniken'Andriamanitra zao tontôlo zao ho avy, momba zay volagnintsika. \v 6 Fô kôfa, nisy ôlogno nijôro vavolombelogno an'izégny tagny ho agny, magnano hoe: ''Ino ny ôlogno, no masigna ananjy anà? Na ny zanak'ôlogno, no mikarakara ananjy anà?
\v 5 Fô tsy tamin'ny anjely no nampagniken'Andriamanitra zao tontôlo zao ho avy, momba zay volagnintsika. \v 6 Fô kôfa, nisy ôlogno nijôro vavolombelogno an'izégny tagny ho agny, magnano hoe: ''Ino ny ôlogno, no misaigna ananjy anà? Na ny zanak'ôlogno, no mikarakara ananjy anà?

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 2
Tôko faha 2

View File

@ -46,11 +46,11 @@
"01-06",
"01-08",
"01-10",
"01-13",
"02-title",
"02-01",
"02-02",
"02-05",
"02-07",
"02-09",
"02-11",
"02-13",