auto save
This commit is contained in:
parent
b05b7eebee
commit
73ac016c9a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fô atsika zay nino de irè zay hiditra amin'izégny fitsaharagna izégny, araka zay efa novolagniny hoe: ''Karaha ny nianianako tamin'ny fahavignirako, de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako zaré ré.'' Fô na izégny koà aza, ny asa famoranany de vita tamin'ny fagnorenagna zao tontôlo zao. Fô izy nivôlagna tagny ho agny momban'ny andro faha-fito hoe: ''Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha
|
||||
\v 3 \v 5 Fô atsika zay nino de irè zay hiditra amin'izégny fitsaharagna izégny, araka zay efa novolagniny hoe: ''Karaha ny nianianako tamin'ny fahavignirako, de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako zaré ré.'' Fô na izégny koà aza, ny asa famoranany de vita tamin'ny fagnorenagna zao tontôlo zao. \v 4 Fô izy nivôlagna tagny ho agny momban'ny andro faha-fito hoe: ''Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha-fito tamin'ny asany jiaby.'' Ké mbôla nivôlagna ndraiky izy hoe: ''Zaré ré de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako.''
|
Loading…
Reference in New Issue