1 line
563 B
Plaintext
1 line
563 B
Plaintext
\v 3 \v 5 Fô atsika zay nino de irè zay hiditra amin'izégny fitsaharagna izégny, araka zay efa novolagniny hoe: ''Karaha ny nianianako tamin'ny fahavignirako, de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako zaré ré.'' Fô na izégny koà aza, ny asa famoranany de vita tamin'ny fagnorenagna zao tontôlo zao. \v 4 Fô izy nivôlagna tagny ho agny momban'ny andro faha-fito hoe: ''Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha-fito tamin'ny asany jiaby.'' Ké mbôla nivôlagna ndraiky izy hoe: ''Zaré ré de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako.'' |