Fri Oct 09 2020 15:34:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:34:22 -04:00
parent 568c7ec768
commit 1630a7f6ac
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fô amin'izô fotoagna zô de tôkony ho mpampianatra anarè, anaré de mbôla mila ôlogno hampianatra anaré iré fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilanaré, fô tsy ventin-kanigna! \v 13 Fô ny ôlogno zay misôtro ronono fotsiny de tsy smpy traikefa amin'ny hafatry ny fahamarinagna, satrià izy de mbôla zaza hely. \v 14 Fô ny ventin-kanigna de ho an'iré lehibe. Iré de zay voahôfagna tamin'ny fanavahagna ny tsara amin'ny ratsy ny fahatakarany nohon'ny fahamatoranjaré ré.
\v 12 Fô amin'izô fotoagna zô de tôkony ho mpampianatra anarè, anaré de mbôla mila ôlogno hampianatra anaré iré fitsipika fototry ny hafatr'Andriamanitra. Ronono no ilanaré, fô tsy ventin-kanigna! \v 13 Fô ny ôlogno zay misôtro ronono fotsiny de tsy ampy traikefa amin'ny hafatry ny fahamarinagna, satrià izy de mbôla zaza hely. \v 14 Fô ny ventin-kanigna de ho an'iré lehibe. Iré de zay voahôfagna tamin'ny fanavahagna ny tsara amin'ny ratsy ny fahatakarany nohon'ny fahamatoranjaré ré.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 6
Tôko faha 6

View File

@ -79,7 +79,6 @@
"05-09",
"05-12",
"06-title",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-09",