Fri Oct 09 2020 15:32:21 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:32:22 -04:00
parent 34be80d1b0
commit 568c7ec768
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fô ny zakan'Andriamanitra de velogna sy mandaitra ké maragnitra noho ny sabatra roy lela. Zégny de magnindrogna hatramin'ny fagnasarahagna ny aigna amin'ny fanahy, ndraiky tonogna amin'ny fanahy aza. Ké afaka fantarigna ny eritreritry ny fô sy iré fiasagna. \v 13 Tsisy famoronagna niafigna také agnatrehan'Andriamanitra. Fô ndraiky, ny raha jiaby de mihariary sy misôkatra aké imason'ilay araiky tsy maitsy hampamoahintsika.
\v 12 Fô ny zakan'Andriamanitra de velogna sy mandaitra ké maragnitra noho ny sabatra roy lela. Zégny de magnindrogna hatramin'ny fagnasarahagna ny aigna amin'ny fanahy, ndraiky tonogna amin'ny tsoka mihintsy aza. Ké afaka fantarigna ny eritreritry ny fô sy iré fiasagna. \v 13 Tsisy famoronagna niafigna také agnatrehan'Andriamanitra. Fô ndraiky, ny raha jiaby de mihariary sy misôkatra aké imason'ilay araiky tsy maitsy hampamoahintsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Noho izégny, satrià atsika de managna mpisôrognabe maventy zay lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de andeha atsika hifikitra mafy amin'ny finoagnatsika. \v 15 Fô atsika de tsy managna mpisôrognabe zay tsy mahatsapa fangorahagna amin'ny fahalimentsika. Fô kôfa, atsika de managna ôlogno araiky zay efa nalaim-pagnahy tamin'ny fômba jiaby karaha antsika, fô Izy tsisy atô. \v 16 ôka ary atsika andeha amin'ny fahatokiagna ho agny amin'ny sezy fiandrianan'ny fahasoavagna, mbô handraisantsika ny famindram-pô sy hahita fahasoavagna hagnampy amin'ny fotoagna ilàgna izégny.
\v 14 Noho izégny, satrià atsika de managna mpisôrognabe maventy zay lasa namaky ny lagnitra, Jesosy Zanak'Andriamanitra, de andeha atsika hifikitra mafy amin'ny finoagnatsika. \v 15 Fô atsika de tsy managna mpisôrognabe zay tsy mahatsapa fangorahagna amin'ny fahalimentsika. Fô kôfa, atsika de managna ôlogno araiky zay efa nalaim-pagnahy tamin'ny fômba jiaby karaha antsika, fô Izy tsisy atô. \v 16 Oka ary atsika andeha amin'ny fahatokiagna ho agny amin'ny seza fiandrianan'ny fahasoavagna, mbô handraisantsika ny famindram-pô sy hahita fahasoavagna hagnampy amin'ny fotoagna ilàgna izégny.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 5
Tôko faha 5

View File

@ -69,6 +69,7 @@
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-12",
"04-14",
"05-title",
"05-01",