bmm_heb_text_reg/09/13.txt

1 line
724 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 13 Fô kô ny ràn'irè osy sy irè ômby lahy ary ny famafazana ny lavenon'ny vantotr'ômby vavy aké amin'iré zay lasa maloto no manôkagna ananjy iré aké amin'Andriamanitra ho fanadiovana ny nofonjaré ré, \v 14 karakôry ny ràn'i Kristy, zay nanolotra ny tégnany tsy misy kilema ho an'Andriamanitra taminy alalan'ny fanahy mandrakizay, hanadio ny fieritreretantsika hiala amin'ny asa maty mbô hanompoana lay Andriamanitra velogna? \v 15 Noho izègny antony izègny, de Izy no mpanalalagna ny fanikegna vaovao. Izégny de, satrià nisy fahafatesagna ndraika niseho mbô hanafaka iré zay amban'ny fanikegna vôlohagny amin'ny fahotanjaré ré, de handray ny fampagnatignan'ny lova mandrakizay iré zay vôantso.