auto save
This commit is contained in:
parent
9aeae55fb7
commit
b3a42781a1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny sisa tamin-jare Jiosy koa de niray tamin' jègny fiatsaram-belatsihy jègny. na i Barnabasy aza de voavily lalana niraidia tamin-jare tamin'ny fiatsaram-belatsihi-njare. Fô rehefa hitako fô tsy manaradia ny fahamarinan' ny filanzantsara ny fitondran-tegna-njare, de nikoragna tamin' i Kefasy take anoloan' izy jiaby zaho fô:" Raha Jiosy ianao kanèfa miaigna karaha Jentilisa fa tsy karaha ny jiosy, ahoana no ahafahanao manery zareJentilisa hiaigna karaha ny Jioosy?"
|
||||
Ny sisa tamin-jare Jiosy koa de niray tamin' jègny fiatsaram-belatsihy jègny. na i Barnabasy aza de voavily lalana niraidia tamin-jare tamin'ny fiatsaram-belatsihi-njare. Fô rehefa hitako fô tsy manaradia ny fahamarinan' ny filanzantsara ny fitondran-tegna-njare, de nikoragna tamin' i Kefasy take anoloan' izy jiaby zaho fô:" Raha Jiosy ianao kanèfa miaigna karaha Jentilisa fa tsy karaha ny jiosy, ahoana no ahafahanô manery an-jare Jentilisa hiaigna karaha ny Jiosy?"
|
Loading…
Reference in New Issue