diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 5ab9e60..ac4cbeb 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ny sisa tamin-jare Jiosy koa de niray tamin' jègny fiatsaram-belatsihy jègny. na i Barnabasy aza de voavily lalana niraidia tamin-jare tamin'ny fiatsaram-belatsihi-njare. Fô rehefa hitako fô tsy manaradia ny fahamarinan' ny filanzantsara ny fitondran-tegna-njare, de nikoragna tamin' i Kefasy take anoloan' izy jiaby zaho fô:" Raha Jiosy ianao kanèfa miaigna karaha Jentilisa fa tsy karaha ny jiosy, ahoana no ahafahanao manery zareJentilisa hiaigna karaha ny Jioosy?" \ No newline at end of file +Ny sisa tamin-jare Jiosy koa de niray tamin' jègny fiatsaram-belatsihy jègny. na i Barnabasy aza de voavily lalana niraidia tamin-jare tamin'ny fiatsaram-belatsihi-njare. Fô rehefa hitako fô tsy manaradia ny fahamarinan' ny filanzantsara ny fitondran-tegna-njare, de nikoragna tamin' i Kefasy take anoloan' izy jiaby zaho fô:" Raha Jiosy ianao kanèfa miaigna karaha Jentilisa fa tsy karaha ny jiosy, ahoana no ahafahanô manery an-jare Jentilisa hiaigna karaha ny Jiosy?" \ No newline at end of file