auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-23 08:14:32 -04:00 committed by root
parent 216a5e2b94
commit a352eb5110
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary talôhan'ny nahatongavan'ny fianoagna antsika dia nitanagna ho babo tô ambanin'ny lalàgna, nogadraigna mandra-pivoahan'ny finogna. Koa avy ny lalàgna dia lasa mpiambigna antsika mandra-pahatôngavan'i Kristy, mbô ho voamarigna amin'ny finoagna antsika. Fa izô dia tonga izegny finoagna izegny, ka tsy ambanin'ny mpiambigna intsony antsika. Fa anan-dre jiaby
Ary talôhan'ny nahatongavan'ny fianoagna, antsika dia nitanagna ho babo tô ambanin'ny lalàgna, nogadraigna mandra-pivoahan'ny finogna. Koa avy ny lalàgna dia lasa mpiambigna antsika mandra-pahatôngavan'i Kristy, mbô ho voamarigna amin'ny finoagna antsika. Fa izô dia tonga izegny finoagna izegny, ka tsy ambanin'ny mpiambigna intsony antsika. Fa anan-dre jiaby dia zanak'Andriamanitra ako amin'ny finoagna an'i Kristy Jesosy.