From a352eb51101bdfebc470cf0417b150db43eefda7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD102 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 08:14:32 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/23.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/23.txt b/03/23.txt index 40a6af0..f047ace 100644 --- a/03/23.txt +++ b/03/23.txt @@ -1 +1 @@ -Ary talôhan'ny nahatongavan'ny fianoagna antsika dia nitanagna ho babo tô ambanin'ny lalàgna, nogadraigna mandra-pivoahan'ny finogna. Koa avy ny lalàgna dia lasa mpiambigna antsika mandra-pahatôngavan'i Kristy, mbô ho voamarigna amin'ny finoagna antsika. Fa izô dia tonga izegny finoagna izegny, ka tsy ambanin'ny mpiambigna intsony antsika. Fa anan-dre jiaby \ No newline at end of file +Ary talôhan'ny nahatongavan'ny fianoagna, antsika dia nitanagna ho babo tô ambanin'ny lalàgna, nogadraigna mandra-pivoahan'ny finogna. Koa avy ny lalàgna dia lasa mpiambigna antsika mandra-pahatôngavan'i Kristy, mbô ho voamarigna amin'ny finoagna antsika. Fa izô dia tonga izegny finoagna izegny, ka tsy ambanin'ny mpiambigna intsony antsika. Fa anan-dre jiaby dia zanak'Andriamanitra ako amin'ny finoagna an'i Kristy Jesosy. \ No newline at end of file