auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-23 08:14:32 -04:00 committed by root
parent fb32db0127
commit 09cd5083b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ire izay miankina amin'ny asan'ny lalàgna dia eo ambanin'ny ozogna; fa vôsoratra hoe: ''Izay tsy magneky raha vôsoratra jiaby dia voahozogna ao agnatiny boky ny lalàgna, sy magnano iregny.'' Amin-jo fotoagna dia mazava fa tsisy ologna izay hamarinigna eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàgna, satria ny marigna dia ho velogna amin'ny finoagna. Fa ny lalàgna dia tsy araka ny finoagna, fa hoza, ''N
\v 10 \v 11 \v 12 Ire izay miankina amin'ny asan'ny lalàgna dia eo ambanin'ny ozogna; fa vôsoratra hoe: ''Izay tsy magneky raha vôsoratra jiaby dia voahozogna ao agnatiny boky ny lalàgna, sy magnano iregny.'' Amin-jo fotoagna dia mazava fa tsisy ologna izay hamarinigna eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàgna, satria ny marigna dia ho velogna amin'ny finoagna. Fa ny lalàgna dia tsy araka ny finoagna, fa hoza, ''N ologna ize magano ny asanagny lalàgna dia velogna aminan-dre