diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index d33b63a..9975e2e 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ire izay miankina amin'ny asan'ny lalàgna dia eo ambanin'ny ozogna; fa vôsoratra hoe: ''Izay tsy magneky raha vôsoratra jiaby dia voahozogna ao agnatiny boky ny lalàgna, sy magnano iregny.'' Amin-jo fotoagna dia mazava fa tsisy ologna izay hamarinigna eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàgna, satria ny marigna dia ho velogna amin'ny finoagna. Fa ny lalàgna dia tsy araka ny finoagna, fa hoza, ''N \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Ire izay miankina amin'ny asan'ny lalàgna dia eo ambanin'ny ozogna; fa vôsoratra hoe: ''Izay tsy magneky raha vôsoratra jiaby dia voahozogna ao agnatiny boky ny lalàgna, sy magnano iregny.'' Amin-jo fotoagna dia mazava fa tsisy ologna izay hamarinigna eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny lalàgna, satria ny marigna dia ho velogna amin'ny finoagna. Fa ny lalàgna dia tsy araka ny finoagna, fa hoza, ''N ologna ize magano ny asanagny lalàgna dia velogna aminan-dre \ No newline at end of file