Fri Oct 16 2020 11:44:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-16 11:44:09 -04:00
parent 190162a7fe
commit 3f24d1638d
4 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
25Kôfa tsy nifagnaraka zaré, de lasagna tafaran'ny nagnambàran'i Paoly itô teny itô hoe: ''Ny Fagnahy Masigna de nivôlagna tsara re razanaré tamin'ny alalan'Isaia mpaminagny. 26Aoziny hoe: 'Mandihana agny amin're vahoaka re ary volagno hoe:''Amin'ny fitandrignaisagna no handrignaisanaré, fô tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitagna no hahitanaré, fô tsy hahita."
\v 25 Kôfa tsy nifagnaraka zaré, de lasagna tafaran'ny nagnambàran'i Paoly itô teny itô hoe: ''Ny Fagnahy Masigna de nivôlagna tsara re razanaré tamin'ny alalan'Isaia mpaminagny. \v 26 Aoziny hoe: 'Mandihana agny amin're vahoaka re ary volagno hoe: ''Amin'ny fitandrignaisagna no handrignaisanaré, fô tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitagna no hahitanaré, fô tsy hahita."

View File

@ -1 +1 @@
27Fô nihadonto ny fon're ôlogna re, ary sarotra amin'ny tadigninjaré ny haregny, ary nagnakipy ny masony zaré. Fô kô tsy zagny de mety afaka hahita amin'ny masony zaré, ary haregny amin'ny tandigniny, sy hahatakatra amin'ny fony kai hierigna ndraiky, de hampahivagna anjaré Zaho."'
\v 27 Fô nihadonto ny fon're ôlogna re, ary sarotra amin'ny tadigninjaré ny haregny, ary nagnakipy ny masony zaré. Fô kô tsy zagny de mety afaka hahita amin'ny masony zaré, ary haregny amin'ny tandigniny, sy hahatakatra amin'ny fony kai hierigna ndraiky, de hampahivagna anjaré Zaho."'

View File

@ -1 +1 @@
28Noho zagny, tôkony ho fantanaré fô zagny famonjian'Andriamanitra zagny de nalaifa tamin're Jentilisy, ary hitandregny zaré." 29(Fagnamarihagna agny amin'ny farany ambanin'ny pejy: Asa28:29- Ny antontan-taratasy sanagny de managna ny andininy. 29 hoe: "Kôfa nivôlagna re raha re izy, de lasagna ny Jiosy. Nisy fifandiragna maventy taminjaré.")
\v 28 Noho zagny, tôkony ho fantanaré fô zagny famonjian'Andriamanitra zagny de nalaifa tamin're Jentilisy, ary hitandregny zaré." \v 29 (Fagnamarihagna agny amin'ny farany ambanin'ny pejy: Asa28:29- Ny antontan-taratasy sanagny de managna ny andininy. 29 hoe: "Kôfa nivôlagna re raha re izy, de lasagna ny Jiosy. Nisy fifandiragna maventy taminjaré.")

View File

@ -463,9 +463,9 @@
"28-16",
"28-19",
"28-21",
"28-23",
"28-25",
"28-27",
"28-28",
"28-30"
"28-28"
]
}