Fri Oct 16 2020 11:42:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-16 11:42:09 -04:00
parent 809571ba2e
commit 190162a7fe
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Fô kôfa nanôhitra ny fagnirianjaré ny Jiosy, de voatery zaho nagnantso an'i Kaisara, na de tsy kara hoe nitôndra fiampangagna hanôhitra ny firenegnako aza. 20Nohon'ny antsoko, de, nangataka ny hahita anaré sy hikoragna aminaré zaho. Zagny de nohon'ny fahatokisan'Israely mômba ny hamatôragna anahy amin'itô rojo itô."
\v 19 Fô kôfa nanôhitra ny fagnirianjaré ny Jiosy, de voatery zaho nagnantso an'i Kaisara, na de tsy kara hoe nitôndra fiampangagna hanôhitra ny firenegnako aza. \v 20 Nohon'ny antsoko, de, nangataka ny hahita anaré sy hikoragna aminaré zaho. Zagny de nohon'ny fahatokisan'Israely mômba ny hamatôragna anahy amin'itô rojo itô."

View File

@ -1 +1 @@
21Avy te de nivôlagna taminanjy zaré hoe: ''Tsy mbôla naharay re taratasy mômba anô avy agny Jodia zahay, na rahalahy tônga sy nitatitra na nivôlagna raha ratsy mômba anô. 22Fô tianay ho regny aminô ny eritreritranô mômba zagny sekta zagny, satria fantanay fô aifa ratsy laza am toairagna jiaby zagny.''
\v 21 Avy te de nivôlagna taminanjy zaré hoe: ''Tsy mbôla naharay re taratasy mômba anô avy agny Jodia zahay, na rahalahy tônga sy nitatitra na nivôlagna raha ratsy mômba anô. \v 22 Fô tianay ho regny aminô ny eritreritranô mômba zagny sekta zagny, satria fantanay fô aifa ratsy laza amy toairagna jiaby zagny.''

View File

@ -1 +1 @@
23Kôfa nisafidy andro ho ananjy zaré, de maro kokoa re ôlogna nagnantogna ananjy tagny amin'ny tragno nivahinianany. Nampahafantatra lay raharaha taminjaré izy, ary nijoro vavolombelogna mômban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niaizaka nandresy lahatra ananjaré ny mômba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy zagny na tamin'ny alalan'ny mpaminagny, nanomboka mandraigna ka hatramin'ny hariva. 24Ny sanagny de resy lahatra tamin're raha zay voalaza, fô re hafa ndraika tsy nino.
\v 23 Kôfa nisafidy andro ho ananjy zaré, de maro kokoa re ôlogna nagnantogna ananjy tagny amin'ny tragno nivahinianany. Nampahafantatra lay raharaha taminjaré izy, ary nijoro vavolombelogna mômban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niaizaka nandresy lahatra ananjaré ny mômba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy zagny na tamin'ny alalan'ny mpaminagny, nanomboka mandraigna ka hatramin'ny hariva. \v 24 Ny sanagny de resy lahatra tamin're raha zay voalaza, fô re hafa ndraika tsy nino.

View File

@ -461,8 +461,8 @@
"28-11",
"28-13",
"28-16",
"28-19",
"28-21",
"28-23",
"28-25",
"28-27",
"28-28",