auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-18 17:09:34 -04:00 committed by root
parent 43ec050dfd
commit 363b0ce49d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby. Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré. Manô izégny izy irè nôho ny fahalehibiazagna ny fahasoavagna an'Andriamanitra akô aminô. Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra noho ny fagnomezagna ny tsy hay ikoragnina!
\v 12 Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. \v 13 Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby.\v 14 Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré. Manô izégny izy irè nôho ny fahalehibiazagna ny fahasoavagna an'Andriamanitra akô aminô.\v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra noho ny fagnomezagna ny tsy hay ikoragnina!