From 363b0ce49d986c7344a23e9f40946e8a12af211f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD008 <> Date: Tue, 18 Aug 2020 17:09:34 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index 7a93f57..19a6e51 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby. Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré. Manô izégny izy irè nôho ny fahalehibiazagna ny fahasoavagna an'Andriamanitra akô aminô. Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra noho ny fagnomezagna ny tsy hay ikoragnina! \ No newline at end of file +\v 12 Ny fagnatanterahagna io asa fagnompôagna io de tsy vitan'ny hoe mahafeno n'y raha ilain'ny mpino fôagna ihany. Mitomboa ihany koà izégny amin'ny asa fagnamiazagna fisôragna an'Andriamanitra fôntro. \v 13 Fô noho ny fitsapagna anaré izay vôporôfo amin'io asa io, de hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fankatoavagna ny fibaboagna naré amin'ny filazantsaran'i kristy. De hagnamia voninahitra an'Andriamanitra koà anaré amin'ny fahalalantagnanaré amin'ny fagnomezagna ho an'izy iré ndraiky ôlo jiaby.\v 14 Magniry anô izy iré, Ary mivavaka ho anô izy iré. Manô izégny izy irè nôho ny fahalehibiazagna ny fahasoavagna an'Andriamanitra akô aminô.\v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra noho ny fagnomezagna ny tsy hay ikoragnina! \ No newline at end of file