auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-04 09:02:52 +03:00 committed by root
parent 8b6428c29a
commit de260f69a8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aveo nisy zaza midinika sasantsasagny nandao teo amin'Azy mba hametrahany tàgnana amin'iary zareo ka hivavaka, fa nizakain'ny mpianatra mafy iary zareo. Fa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay ny zaza agnatogna anaha, fa aza raràna, satria ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'iary zareo." Napetragny tamin'ny zaza ny tagnany,
Aveo nisy zaza midinika sasantsasagny nandao teo amin'Azy mba hametrahany tàgnana amin'iary zareo ka hivavaka, fa nizakain'ny mpianatra mafy iary zareo. Fa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay ny zaza agnatogna anaha, fa aza raràna, satria ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'iary zareo." Napetragny tamin'ny zaza ny tagnany, de aveo Izy negna.