diff --git a/19/13.txt b/19/13.txt index 6bc7f7ef..98016a64 100644 --- a/19/13.txt +++ b/19/13.txt @@ -1 +1 @@ -Aveo nisy zaza midinika sasantsasagny nandao teo amin'Azy mba hametrahany tàgnana amin'iary zareo ka hivavaka, fa nizakain'ny mpianatra mafy iary zareo. Fa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay ny zaza agnatogna anaha, fa aza raràna, satria ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'iary zareo." Napetragny tamin'ny zaza ny tagnany, \ No newline at end of file +Aveo nisy zaza midinika sasantsasagny nandao teo amin'Azy mba hametrahany tàgnana amin'iary zareo ka hivavaka, fa nizakain'ny mpianatra mafy iary zareo. Fa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay ny zaza agnatogna anaha, fa aza raràna, satria ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'iary zareo." Napetragny tamin'ny zaza ny tagnany, de aveo Izy negna. \ No newline at end of file