auto save
This commit is contained in:
parent
b37953a2a5
commit
ba706a6fee
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'ny andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny ririgina na Sabata no hiseho ny filefanareo.\v 21 Fa hisy fijalena lebe, zegny tsy mbola nisy kara zengy hatramin'ny niatombohan'izao tontolo zao zisk'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohizina rengy andro regny, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny.
|
||||
\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'ny andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na Sabata no hiseho ny filefanareo.\v 21 Fa hisy fijalena lebe, zegny tsy mbola nisy kara zengy hatramin'ny niatombohan'izao tontolo zao zisk'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohizina rengy andro regny, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny.
|
Loading…
Reference in New Issue