diff --git a/24/19.txt b/24/19.txt index 17c91194..4abd99a2 100644 --- a/24/19.txt +++ b/24/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'ny andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny ririgina na Sabata no hiseho ny filefanareo.\v 21 Fa hisy fijalena lebe, zegny tsy mbola nisy kara zengy hatramin'ny niatombohan'izao tontolo zao zisk'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohizina rengy andro regny, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny. \ No newline at end of file +\v 19 Loza ho an'ny bevoka mban'ny mampinono amin'ny andro izany !\v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na Sabata no hiseho ny filefanareo.\v 21 Fa hisy fijalena lebe, zegny tsy mbola nisy kara zengy hatramin'ny niatombohan'izao tontolo zao zisk'izao, aha, de tsisy koa.\v 22 Na tsy afohizina rengy andro regny, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nony olona nosafidina de afohizina regny andro regny. \ No newline at end of file