auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-06 17:35:41 -05:00 committed by root
parent 014cafdc7b
commit 9f24b254af
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo de nandeha ny mpianatra sady nagnano zegny nandidian'i Jesôsy an'iary zareo. De nandozin'iary zareo ny apondra mban'ny zanagny sady napetrakazareo taminazy ny lamban'iary zareo, ka de nipetraka tambonin'ny lamba Jesôsy. Avy eo de namelatra ny lambany tamin'ny tany aby ny ankamaroan'ny olona, de ny sasagny nanapaka sampan-kazo sady nagnaparitaka an'izany tamin'ny lalagna.
\v 6 Avy teo de nandeha ny mpianatra sady nagnano zegny nandidian'i Jesôsy an'iary zareo.\v 7 De nandozin'iary zareo ny apondra mban'ny zanagny sady napetrakazareo taminazy ny lamban'iary zareo, ka de nipetraka tambonin'ny lamba Jesôsy.\v 8 Avy eo de namelatra ny lambany tamin'ny tany aby ny ankamaroan'ny olona, de ny sasagny nanapaka sampan-kazo sady nagnaparitaka an'izany tamin'ny lalagna.