diff --git a/21/06.txt b/21/06.txt index b9776c9e..650e3671 100644 --- a/21/06.txt +++ b/21/06.txt @@ -1 +1 @@ -Avy teo de nandeha ny mpianatra sady nagnano zegny nandidian'i Jesôsy an'iary zareo. De nandozin'iary zareo ny apondra mban'ny zanagny sady napetrakazareo taminazy ny lamban'iary zareo, ka de nipetraka tambonin'ny lamba Jesôsy. Avy eo de namelatra ny lambany tamin'ny tany aby ny ankamaroan'ny olona, de ny sasagny nanapaka sampan-kazo sady nagnaparitaka an'izany tamin'ny lalagna. \ No newline at end of file +\v 6 Avy teo de nandeha ny mpianatra sady nagnano zegny nandidian'i Jesôsy an'iary zareo.\v 7 De nandozin'iary zareo ny apondra mban'ny zanagny sady napetrakazareo taminazy ny lamban'iary zareo, ka de nipetraka tambonin'ny lamba Jesôsy.\v 8 Avy eo de namelatra ny lambany tamin'ny tany aby ny ankamaroan'ny olona, de ny sasagny nanapaka sampan-kazo sady nagnaparitaka an'izany tamin'ny lalagna. \ No newline at end of file