auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-04 11:16:57 -05:00 committed by root
parent 2c06b663ec
commit 8b1eab7a95
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vaninao, fa ny Zaza noforonina agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de ha
Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vaninao, fa ny Zaza noforonina agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hoenga amin'ny fahotan'iary zareo.