diff --git a/01/20.txt b/01/20.txt index ca887d5a..a6ad5d7f 100644 --- a/01/20.txt +++ b/01/20.txt @@ -1 +1 @@ -Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vaninao, fa ny Zaza noforonina agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de ha \ No newline at end of file +Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vaninao, fa ny Zaza noforonina agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hoenga amin'ny fahotan'iary zareo. \ No newline at end of file