auto save
This commit is contained in:
parent
a05d3c88b7
commit
89d7442381
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hampijaly an’iary zareo, de ny lilahy manan-danja amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »
|
||||
\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hampijaly an’iary zareo, de ny lilahy lehibe amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »
|
Loading…
Reference in New Issue