diff --git a/20/25.txt b/20/25.txt index 6e48d3b3..a917582b 100644 --- a/20/25.txt +++ b/20/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hampijaly an’iary zareo, de ny lilahy manan-danja amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. » \ No newline at end of file +\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hampijaly an’iary zareo, de ny lilahy lehibe amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. » \ No newline at end of file