auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 15:46:40 -05:00 committed by root
parent 47fbb0889a
commit 785b586832
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandoa sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity fijalena mavesatra ity. nefa, ôka tsy ndregny sitrapoko hatao, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy ny sitrapoko hatao, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."