diff --git a/26/39.txt b/26/39.txt index e29bf07b..85d09266 100644 --- a/26/39.txt +++ b/26/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandoa sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity fijalena mavesatra ity. nefa, ôka tsy ndregny sitrapoko hatao, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy." \ No newline at end of file +\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy ny sitrapoko hatao, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy." \ No newline at end of file