auto save
This commit is contained in:
parent
8f7cafb4f4
commit
6ef518df45
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 25 \v 26 \v 27 Ny batisan'i Jaona- avy taza ma neveny? Avy tan-danitra sa avy tamin'olombelona?" De niady hevitra iary zareo, nagnano hoe: "Na mizaka antsena hoe, 'Avy tan-danitra,'hizaka amintsena Izy hoe: ' Fa magnino zany anareo na tsy mino an'Azy?' Fa na mizaka antsena hoe: 'Avy tamin'olombelona', matahotra ny fokonolona io antsena, satria iary zareo maro be de mieritreritra fa i Jaona de kara mpaminany". De namaly an'ny Jesôsy iary zareo sady de nizaka hoe: "Tsy lalanay." De nizaka my ko Izy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa de mba tsy hizaka aminareo hoe avy aza ny fahefana agnamboarako an'ny raha io.
|
||||
\v 25 Ny batisan'i Jaona- avy taza ma neveny? Avy tan-danitra sa avy tamin'olombelona?" De niady hevitra iary zareo, nagnano hoe: "Na mizaka antsena hoe, 'Avy tan-danitra,'hizaka amintsena Izy hoe: ' Fa magnino zany anareo na tsy mino an'Azy?' \v 26 Fa na mizaka antsena hoe: 'Avy tamin'olombelona', matahotra ny fokonolona io antsena, satria iary zareo maro be de mieritreritra fa i Jaona de kara mpaminany". De namaly an'ny Jesôsy iary zareo sady de nizaka hoe: "Tsy lalanay." \v 27 De nizaka my ko Izy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa de mba tsy hizaka aminareo hoe avy aza ny fahefana agnamboarako an'ny raha io.
|
Loading…
Reference in New Issue