From 6ef518df45a4d188658c754dfb84591420f083bf Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Mon, 11 Nov 2019 09:15:22 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 21/25.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/21/25.txt b/21/25.txt index 0c741bed..741ab3cf 100644 --- a/21/25.txt +++ b/21/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Ny batisan'i Jaona- avy taza ma neveny? Avy tan-danitra sa avy tamin'olombelona?" De niady hevitra iary zareo, nagnano hoe: "Na mizaka antsena hoe, 'Avy tan-danitra,'hizaka amintsena Izy hoe: ' Fa magnino zany anareo na tsy mino an'Azy?' Fa na mizaka antsena hoe: 'Avy tamin'olombelona', matahotra ny fokonolona io antsena, satria iary zareo maro be de mieritreritra fa i Jaona de kara mpaminany". De namaly an'ny Jesôsy iary zareo sady de nizaka hoe: "Tsy lalanay." De nizaka my ko Izy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa de mba tsy hizaka aminareo hoe avy aza ny fahefana agnamboarako an'ny raha io. \ No newline at end of file +\v 25 Ny batisan'i Jaona- avy taza ma neveny? Avy tan-danitra sa avy tamin'olombelona?" De niady hevitra iary zareo, nagnano hoe: "Na mizaka antsena hoe, 'Avy tan-danitra,'hizaka amintsena Izy hoe: ' Fa magnino zany anareo na tsy mino an'Azy?' \v 26 Fa na mizaka antsena hoe: 'Avy tamin'olombelona', matahotra ny fokonolona io antsena, satria iary zareo maro be de mieritreritra fa i Jaona de kara mpaminany". De namaly an'ny Jesôsy iary zareo sady de nizaka hoe: "Tsy lalanay." \v 27 De nizaka my ko Izy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa de mba tsy hizaka aminareo hoe avy aza ny fahefana agnamboarako an'ny raha io. \ No newline at end of file