auto save
This commit is contained in:
parent
03c05a42fc
commit
6cd415bce4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra eo amin'iary zareo, de amin'zay iary zareo vô hifady hanina.
|
||||
\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra amin'iary zareo, de amin'zay iary zareo vô hifady hanina.
|
Loading…
Reference in New Issue