diff --git a/09/14.txt b/09/14.txt index d2fea7d7..59875434 100644 --- a/09/14.txt +++ b/09/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra eo amin'iary zareo, de amin'zay iary zareo vô hifady hanina. \ No newline at end of file +\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra amin'iary zareo, de amin'zay iary zareo vô hifady hanina. \ No newline at end of file