auto save
This commit is contained in:
parent
cb3284f08b
commit
5f7046262b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 Nandeha eragn'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mban'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny marary ny oka sady ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
|
||||
\v 23 Nandeha eragn'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mban'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny marary ny ka sady ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue