From 5f7046262b1874bfff785bea844d2a6eb305864a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 1 Feb 2020 13:36:23 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 04/23.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/23.txt b/04/23.txt index 1e0ee0d5..db34f2b3 100644 --- a/04/23.txt +++ b/04/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 Nandeha eragn'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mban'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny marary ny oka sady ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy. \ No newline at end of file +\v 23 Nandeha eragn'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mban'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny marary ny ka sady ny marary rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy. \ No newline at end of file