auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-13 11:22:05 -05:00 committed by root
parent 2db692581b
commit 405b64bd98
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitsangana ny mpisoronabe ka nagnano tamin'azy hoe: Tsy managna havaly ma Anao? Ino zany hitorian'iary zareo Anao izany?" Fa nangina Jesôsy. Nizaka ny mpisoronabe tamin'Azy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona aho, zakay Aminaha raha Anao Kristy, Zanak'Andriamanitra." Jesôsy namaly an'Azy hoe: "Vôlazanao. Fa zakaiko aminareo, manomboka amin'izao de ho hitanareo ny Zanak
\v 62 Nitsangana ny mpisoronabe ka nagnano tamin'azy hoe: Tsy managna havaly ma Anao? Ino zany hitorian'iary zareo Anao izany?" \v 63 Fa nangina Jesôsy. Nizaka ny mpisoronabe tamin'Azy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona aho, zakay Aminaha raha Anao Kristy, Zanak'Andriamanitra." \v 64 Jesôsy namaly an'Azy hoe: "Vôlazanao. Fa zakaiko aminareo, manomboka amin'izao de ho hitanareo ny Zanak'Olona hipetraka an-tagnana ankavanan'ny Hery, sady ho tonga amin'ny rahognan'ny lanitra."