diff --git a/26/62.txt b/26/62.txt index 3ae7aec7..ad66285e 100644 --- a/26/62.txt +++ b/26/62.txt @@ -1 +1 @@ -Nitsangana ny mpisoronabe ka nagnano tamin'azy hoe: Tsy managna havaly ma Anao? Ino zany hitorian'iary zareo Anao izany?" Fa nangina Jesôsy. Nizaka ny mpisoronabe tamin'Azy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona aho, zakay Aminaha raha Anao Kristy, Zanak'Andriamanitra." Jesôsy namaly an'Azy hoe: "Vôlazanao. Fa zakaiko aminareo, manomboka amin'izao de ho hitanareo ny Zanak \ No newline at end of file +\v 62 Nitsangana ny mpisoronabe ka nagnano tamin'azy hoe: Tsy managna havaly ma Anao? Ino zany hitorian'iary zareo Anao izany?" \v 63 Fa nangina Jesôsy. Nizaka ny mpisoronabe tamin'Azy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona aho, zakay Aminaha raha Anao Kristy, Zanak'Andriamanitra." \v 64 Jesôsy namaly an'Azy hoe: "Vôlazanao. Fa zakaiko aminareo, manomboka amin'izao de ho hitanareo ny Zanak'Olona hipetraka an-tagnana ankavanan'ny Hery, sady ho tonga amin'ny rahognan'ny lanitra." \ No newline at end of file