auto save
This commit is contained in:
parent
633caad192
commit
3a0e8c3851
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 Nizaka ny mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany.
|
||||
\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 izaka mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany.
|
Loading…
Reference in New Issue