From 3a0e8c3851f8ca6e9a15827c5fe12625a3b654d5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Sat, 22 Feb 2020 08:06:55 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 15/32.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/15/32.txt b/15/32.txt index c00971fa..9514ccff 100644 --- a/15/32.txt +++ b/15/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 Nizaka ny mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany. \ No newline at end of file +\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 izaka mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany. \ No newline at end of file