auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 08:06:55 -05:00 committed by root
parent 633caad192
commit 3a0e8c3851
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 Nizaka ny mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany. \v 32 Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nitometra niaraka taminaha nefa tsy managna k'oanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna Aho, sô de toragna an-dalagna egny." \v 33 izaka mpianatra tamin'Azy hoe: " Aza ahitanay mofo ampy ny fokonolona maro be aty amin'ny tany tsisy olona? \v 34 Hoy Jesôsy tamin'iary zareo hoe:" Mofo firy aminareo agny? De nizaka iary zareo hoe: "Fito de laokan-drano madinika vitsy." \v 35 Avy eo Jesôsy nandidy ny Fokonolona mba hipetraka ambany.