auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 15:17:49 -05:00 committed by root
parent babe590321
commit 22e55d6aee
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy aminny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io. \v 22 Hanjary ho halanny olona maro be anareo noho ny avy aminny agnarako. Fa ndre iza ndre iza miharitra hatraminny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa aminny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tanananisraely alohanny hatongavanny zanakolona.
\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy aminny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io. \v 22 Hanjary ho halanny olona maro be anareo noho ny avy aminny agnarako. ka ndre iza ndre iza miharitra hatraminny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa aminny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tanananisraely alohanny hatongavanny zanakolona.