diff --git a/10/21.txt b/10/21.txt index 779b12b4..7663ec23 100644 --- a/10/21.txt +++ b/10/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. \v 22 Hanjary ho halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. Fa ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. \ No newline at end of file +\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. \v 22 Hanjary ho halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. ka ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. \ No newline at end of file