auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 10:20:40 -05:00 committed by root
parent a7ed025caa
commit 0ce2787aa3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Enganie ka ho lavitra anao zany, ry Tompo; enganie ka tsy hitranga aminao mihitsy zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà afarako, a satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona."
\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao anie zany, ry Tompo; enganie ka tsy hitranga aminao mihitsy zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà afarako, a satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona."