diff --git a/16/21.txt b/16/21.txt index 64ef6770..cde8a39d 100644 --- a/16/21.txt +++ b/16/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Enganie ka ho lavitra anao zany, ry Tompo; enganie ka tsy hitranga aminao mihitsy zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà afarako, a satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona." \ No newline at end of file +\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao anie zany, ry Tompo; enganie ka tsy hitranga aminao mihitsy zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà afarako, a satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona." \ No newline at end of file