auto save
This commit is contained in:
parent
60caa18c6b
commit
05e0e2d355
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 Aza matahotra an’ny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Nefa koza, matahora an’ny zegny afaka magnary ny fagnahy mban’ny vatagna amin’ny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy na raika aza latsaka amin’ny tany raha tsisy ny fahalalan’i Abanareo.\v 30 Fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be ambonin’ny fody maro anareo.
|
||||
\v 28 Aza matahotra an’ny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Nefa koza, matahora an’ny zegny afaka magnary ny fagnahy mban’ny vatagna amin’ny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy na raika amin'iary zareo aza latsaka amin’ny tany raha tsisy ny fahalalan’i Abanareo.\v 30 Fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be ambonin’ny fody maro anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue