auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-08 08:42:05 -05:00 committed by root
parent e685ceeb2a
commit 60caa18c6b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa, matahora koza anny zegny afaka magnary ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy na raika aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani Abanareo.\v 30 Fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be amboninny fody maro anareo.
\v 28 Aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Nefa koza, matahora anny zegny afaka magnary ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy na raika aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani Abanareo.\v 30 Fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be amboninny fody maro anareo.