auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 06:34:26 -05:00 committed by root
parent 561f82e442
commit 011de69fa3
4 changed files with 25 additions and 25 deletions

View File

@ -1,27 +1,3 @@
16 igny a, alefako kara ondry antegnanegnanny ambodia ao, ka mikantia karanny menaragna sady manan-tsigny karanny voromailala.
17 mitandrema aminny olona ! hanolotra anareo aminny filan-kevitra iary zareo, sady hamango anareo aminny fengonananiary zareo.
18 aveo de hindosina agnatrehanny governora mbanny mpanjaka anareo noho ny avy aminaha. mba ho vavolombelona ho aniary zareo mbanny jentilisa.
19 ndreka manolotra anareo iary zareo, de aza managna ahiahy aminny zegny raha zakainareo, fa hoena anareo aminny lera io ny raha ho zakaina.
20 fa tsy anareo ny hizaka, fa ny fanahini abanareo no hizaka aminareo.
21 ny rahalahy hanolotra ny rahalahy aminny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. ny zanaka de hitsangana hanohitra ny i abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io.
22 hanjary halanny olona maro be anareo noho ny avy aminny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatraminny farany, de ho voavonjy olona izany.
23 ndreka magnenjka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa aminny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tanananisraely alohanny hatongavanny zanakolona.
24 ny mpianatra de tsy ho lehibe amboninny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa.
25 ampy ho anny mpianatra raha manjary mitovy aminny mpampianatrany izy, de ny mpiasa karanny mpampiasa. ndreka nantsovaniary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy lavitra kara ino ny agnarana hagnantsovaniary zareo isaky ny ankohonana !
26 de izany izy de aza matahotra aniary zareo, fa tsy hisy takona zay tsy hiseho, de ny raha mivony tsy maintsy ho fantatra.
27 zegny zakaiko aminareo aminny mizigna, de zakay aminny andro mazava, de zegny vitsikitsika regninareo aminny tadigninareo, de torio amboninny tafon-tragno.
28 aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. fa koza, matahora anny zegny afaka mamotika ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo.
29 tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? fa mbola tsisy na raika aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani abanareo.
30 fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.
31 aza matahotra. misy dikany be amboninny fody maro.
32 noho izany zegny magneky anaha anatrehanny olona, de ho ekeko my koa agnatreahani abako an-danitra agny.
33 fa zegny manda anaha agnatrehanny olona koza, de ho laviko my koa agnatrehani abako an-danitra agny.
34 aza mihevitra fa izaho de hitondra fedanana amboninny tany eto. tsy avy hitondra fedanana , fa aho, fa sabatra.
35 fa avy hanaraka ny zanaka lilahy amini abany, mbanny zanaka viavy amini endriny, de ny vinanto vavy aminny rafozam-baviny.
36 zegny antokantragnony my no manjary fahavalonny olona.
37 zegny tena tia ny abany na ny endriny mihotra anaha de tsy mendrika anaha.
38 zegny tsy mandray ny hazofijalena ka magnaraka anaha de tsy mendrika anaha.
39 zegny mamonjy ny aignany de hagnary anizany. fa zegny magnary ny aignany avy aminaha de hahita anizany.
40 zegny mandray anareo de mandray anaha, de zegny mandray anaha de mandray zny zegny nagniraka anaha my koa.
41 zegny mandray ny mpaminany satria mpaminany izy de hahazo valisoanny mpaminany, de zegny mandray ny olona marina satria olona marina izy de hahazo valisoanny olona marina.
42 ndre iza ndre iza magnome ny raika aminny madinika indrindra io, ndre de rano mangatsiaka kaopy raika ho nomina aza, satria izy mpianatra, de zakaiko marina aminareo fa tsy ho very ny valisoany. »

2
10/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
19 ndreka manolotra anareo iary zareo, de aza managna ahiahy aminny zegny raha zakainareo, fa hoena anareo aminny lera io ny raha ho zakaina.
20 fa tsy anareo ny hizaka, fa ny fanahini abanareo no hizaka aminareo.

3
10/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
21 ny rahalahy hanolotra ny rahalahy aminny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. ny zanaka de hitsangana hanohitra ny i abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io.
22 hanjary halanny olona maro be anareo noho ny avy aminny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatraminny farany, de ho voavonjy olona izany.
23 ndreka magnenjka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa aminny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tanananisraely alohanny hatongavanny zanakolona.

19
10/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,19 @@