From 011de69fa3628fd0234f9366a7347c4c9a2dc6b9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 06:34:26 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/16.txt | 26 +------------------------- 10/19.txt | 2 ++ 10/21.txt | 3 +++ 10/24.txt | 19 +++++++++++++++++++ 4 files changed, 25 insertions(+), 25 deletions(-) create mode 100644 10/19.txt create mode 100644 10/21.txt create mode 100644 10/24.txt diff --git a/10/16.txt b/10/16.txt index f18f71e5..f34bd77f 100644 --- a/10/16.txt +++ b/10/16.txt @@ -1,27 +1,3 @@ 16 igny a, alefako kara ondry antegnanegnan’ny ambodia ao, ka mikantia karan’ny menaragna sady manan-tsigny karan’ny voromailala. 17 mitandrema amin’ny olona ! hanolotra anareo amin’ny filan-kevitra iary zareo, sady hamango anareo amin’ny fengonanan’iary zareo. -18 aveo de hindosina agnatrehan’ny governora mban’ny mpanjaka anareo noho ny avy aminaha. mba ho vavolombelona ho an’iary zareo mban’ny jentilisa. -19 ndreka manolotra anareo iary zareo, de aza managna ahiahy amin’ny zegny raha zakainareo, fa hoena anareo amin’ny lera io ny raha ho zakaina. -20 fa tsy anareo ny hizaka, fa ny fanahin’i abanareo no hizaka aminareo. -21 ny rahalahy hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. ny zanaka de hitsangana hanohitra ny i abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. -22 hanjary halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. -23 ndreka magnenjka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. -24 ny mpianatra de tsy ho lehibe ambonin’ny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa. -25 ampy ho an’ny mpianatra raha manjary mitovy amin’ny mpampianatrany izy, de ny mpiasa karan’ny mpampiasa. ndreka nantsovan’iary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy lavitra kara ino ny agnarana hagnantsovan’iary zareo isaky ny ankohonana ! -26 de izany izy de aza matahotra an’iary zareo, fa tsy hisy takona zay tsy hiseho, de ny raha mivony tsy maintsy ho fantatra. -27 zegny zakaiko aminareo amin’ny mizigna, de zakay amin’ny andro mazava, de zegny vitsikitsika regninareo amin’ny tadigninareo, de torio ambonin’ny tafon-tragno. -28 aza matahotra an’ny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. fa koza, matahora an’ny zegny afaka mamotika ny fagnahy mban’ny vatagna amin’ny helo. -29 tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? fa mbola tsisy na raika aza latsaka amin’ny tany raha tsisy ny fahalalan’i abanareo. -30 fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa. -31 aza matahotra. misy dikany be ambonin’ny fody maro. -32 noho izany zegny magneky anaha anatrehan’ny olona, de ho ekeko my koa agnatreahan’i abako an-danitra agny. -33 fa zegny manda anaha agnatrehan’ny olona koza, de ho laviko my koa agnatrehan’i abako an-danitra agny. -34 aza mihevitra fa izaho de hitondra fedanana ambonin’ny tany eto. tsy avy hitondra fedanana , fa aho, fa sabatra. -35 fa avy hanaraka ny zanaka lilahy amin’i abany, mban’ny zanaka viavy amin’i endriny, de ny vinanto vavy amin’ny rafozam-baviny. -36 zegny antokantragnony my no manjary fahavalon’ny olona. -37 zegny tena tia ny abany na ny endriny mihotra anaha de tsy mendrika anaha. -38 zegny tsy mandray ny hazofijalena ka magnaraka anaha de tsy mendrika anaha. -39 zegny mamonjy ny aignany de hagnary an’izany. fa zegny magnary ny aignany avy aminaha de hahita an’izany. -40 zegny mandray anareo de mandray anaha, de zegny mandray anaha de mandray z’ny zegny nagniraka anaha my koa. -41 zegny mandray ny mpaminany satria mpaminany izy de hahazo valisoan’ny mpaminany, de zegny mandray ny olona marina satria olona marina izy de hahazo valisoan’ny olona marina. -42 ndre iza ndre iza magnome ny raika amin’ny madinika indrindra io, ndre de rano mangatsiaka kaopy raika ho nomina aza, satria izy mpianatra, de zakaiko marina aminareo fa tsy ho very ny valisoany. » \ No newline at end of file +18 aveo de hindosina agnatrehan’ny governora mban’ny mpanjaka anareo noho ny avy aminaha. mba ho vavolombelona ho an’iary zareo mban’ny jentilisa. \ No newline at end of file diff --git a/10/19.txt b/10/19.txt new file mode 100644 index 00000000..4d8d43e1 --- /dev/null +++ b/10/19.txt @@ -0,0 +1,2 @@ +19 ndreka manolotra anareo iary zareo, de aza managna ahiahy amin’ny zegny raha zakainareo, fa hoena anareo amin’ny lera io ny raha ho zakaina. +20 fa tsy anareo ny hizaka, fa ny fanahin’i abanareo no hizaka aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/10/21.txt b/10/21.txt new file mode 100644 index 00000000..cd1c3b0f --- /dev/null +++ b/10/21.txt @@ -0,0 +1,3 @@ +21 ny rahalahy hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. ny zanaka de hitsangana hanohitra ny i abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. +22 hanjary halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. +23 ndreka magnenjka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. \ No newline at end of file diff --git a/10/24.txt b/10/24.txt new file mode 100644 index 00000000..f8ba5686 --- /dev/null +++ b/10/24.txt @@ -0,0 +1,19 @@ +24 ny mpianatra de tsy ho lehibe ambonin’ny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa. +25 ampy ho an’ny mpianatra raha manjary mitovy amin’ny mpampianatrany izy, de ny mpiasa karan’ny mpampiasa. ndreka nantsovan’iary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy lavitra kara ino ny agnarana hagnantsovan’iary zareo isaky ny ankohonana ! +26 de izany izy de aza matahotra an’iary zareo, fa tsy hisy takona zay tsy hiseho, de ny raha mivony tsy maintsy ho fantatra. +27 zegny zakaiko aminareo amin’ny mizigna, de zakay amin’ny andro mazava, de zegny vitsikitsika regninareo amin’ny tadigninareo, de torio ambonin’ny tafon-tragno. +28 aza matahotra an’ny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. fa koza, matahora an’ny zegny afaka mamotika ny fagnahy mban’ny vatagna amin’ny helo. +29 tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? fa mbola tsisy na raika aza latsaka amin’ny tany raha tsisy ny fahalalan’i abanareo. +30 fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa. +31 aza matahotra. misy dikany be ambonin’ny fody maro. +32 noho izany zegny magneky anaha anatrehan’ny olona, de ho ekeko my koa agnatreahan’i abako an-danitra agny. +33 fa zegny manda anaha agnatrehan’ny olona koza, de ho laviko my koa agnatrehan’i abako an-danitra agny. +34 aza mihevitra fa izaho de hitondra fedanana ambonin’ny tany eto. tsy avy hitondra fedanana , fa aho, fa sabatra. +35 fa avy hanaraka ny zanaka lilahy amin’i abany, mban’ny zanaka viavy amin’i endriny, de ny vinanto vavy amin’ny rafozam-baviny. +36 zegny antokantragnony my no manjary fahavalon’ny olona. +37 zegny tena tia ny abany na ny endriny mihotra anaha de tsy mendrika anaha. +38 zegny tsy mandray ny hazofijalena ka magnaraka anaha de tsy mendrika anaha. +39 zegny mamonjy ny aignany de hagnary an’izany. fa zegny magnary ny aignany avy aminaha de hahita an’izany. +40 zegny mandray anareo de mandray anaha, de zegny mandray anaha de mandray z’ny zegny nagniraka anaha my koa. +41 zegny mandray ny mpaminany satria mpaminany izy de hahazo valisoan’ny mpaminany, de zegny mandray ny olona marina satria olona marina izy de hahazo valisoan’ny olona marina. +42 ndre iza ndre iza magnome ny raika amin’ny madinika indrindra io, ndre de rano mangatsiaka kaopy raika ho nomina aza, satria izy mpianatra, de zakaiko marina aminareo fa tsy ho very ny valisoany. » \ No newline at end of file