-x-antambahoaka_mat_text_reg/20/22.txt

1 line
517 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-27 12:54:03 +00:00
\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zegny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.