\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zegny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin’ny Abako. » \v 24 Ndreka naregny an’igny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be tamin’izy mirahalahy.