-x-antambahoaka_mat_text_reg/16/13.txt

1 line
482 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 15:20:40 +00:00
\v 13 Ka ndreka tonga tagny amin'ny faritra akekin'ny kaisaria-filipo Jesôsy, de nagnotany ny mpianatrany Izy, magnano hoe: "Ataon'olona ho iza ma Zanak'Olona?" \v 14 Nizaka iary zareo hoe: "Ny sanagny mizaka fa i Jaona mpagnano batisa; ny sanagny, Elia; de ny hafa ndreka, Jeremia, na raika amin'ny mpaminany." \v 15 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Anareo koza magnano Anaha ho iza?" \v 16 De namaly, Simôna Petera nagnano hoe: "Anao no Kristy , Zanak'Andriamanitra velona."